|
|
|
|

Entrée1  tsikorovana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Merina] [1.10#H.287]
4  Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [1.1]
Explications en anglais  5  Madagascar black bulbul [2.190#262]
Explications en français  6  bulbul noir [2.191#314]
Vocabulaire  7  Zoologie: oiseaux
Nom scientifique 

Mis à jour le 2020/07/31