|
|
|
|

Entrée (1/2)1  horovana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.10#H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
4  [1.1#445] Jereo tsikoROvana
Explications en anglais  5  [2.190#262] Madagascar black bulbul
Explications en français  6  [1.3#270] merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller.
7  [2.191#314] bulbul noir
Vocabulaire  8  Zoologie: oiseaux
Synonymes  9  horova, horovy, sokonina, sokoreva, tsikoreva, tsikorovana
Nom scientifique 

Entrée (2/2)11  horovana
Radical  12  rova
Partie du discours  13  forme morphologique de rovana

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21