Entrée | 1 sokay |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra [1.1] |
Explications en anglais |
4 lime [1.7] |
Explications en français |
5 chaux [1.8] |
Exemples |
6 Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana. [2.499#] 7 Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [2.48] |
Vocabulaire |
8 Chimie |
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 20 akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Mis à jour le 2024/10/30 |