Entrée | 1 diamondra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany |
Explications en français |
4 [1.13] diamant |
Exemples |
5 Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise? [2.5#] 6 Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380#nyfanandratantena] |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |