Entrée (1/2) | 1 sokatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 9 sokatra |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra |
Explications en anglais |
12 [1.7] a turtle or tortoise |
Explications en français |
13 [1.54] petite tortue 14 [1.8] tortue |
Exemples |
15 Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina. [2.508#17] 16 Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48] |
Vocabulaire |
17 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Analogues | 18 fano, kapiky, sokabe |
Zoonymes |
|
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |