Entrée | 1 fisokafana |
Radical | 2 sokatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina. 5 Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity. 6 Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao. 7 Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava. [1.1] |
Mis à jour le 2023/01/20 |