|
|
|
|

Entrée1  sintona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka.
Explications en français  4  [1.3] action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant
diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage
5  [1.13] traction
retrait, dérivées, dérivation
Exemples  6  Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [2.4]
7  Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21