|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fisintonana
Radical  2  sintona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana
Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao
Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana
Exemples  5  Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano. [2.356#]
Mots composés 

Entrée (2/2)8  fisintonana
Partie du discours  9  nom
Explications en français  10  [1.13] dérivabilité, extraction
Vocabulaire  11  Mathématiques: algèbre
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21