Entrée (1/2) | 1 fanintona |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina manintona Azo sintonina |
Radical | 4 sintona |
Entrée (2/2) | 5 fanintona |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany 8 [1.13] aretina mampihinjitrinjitra ny vatana |
Explications en français |
9 [1.13] convulsion |
Vocabulaire |
10 Santé |
Radical | 11 sintona |
Synonymes | 12 fanintontsintona |
Anagrammes | 13 fanintona, fanontany, nafantony, nafontina, nifanonta |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |