|
|
|
|

Entrée1  fanintontsintona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo
Vocabulaire  4  Santé
Radical  5  sintontsintona
Synonymes  6  fanintona

Mis à jour le 2024/12/11