Entrée | 1 singana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina |
Explications en français |
4 [1.3] Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Autres orthographes | 11 singa, singany |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |