|
|
|
|

Entrée (1/2)1  singa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina
Exemples  4  ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27#]
Morphologie 
5  Simple :
Dérivés 
6  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  singa
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16  [1.13] élément
Dérivés 
17  Verbes actifs :
Mots composés 

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21