|
|
|
|

Entrée1  faninganana
Radical  2  singana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra
5  Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro [1.1]
Explications en français  6  L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20