|
|
|
|

Entrée1  sia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  very, diso lalana [Bara] [1.78]
4  very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [Tanala] [1.78]
5  very lalana [Tanosy] [1.78]
6  fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka
7  Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
8  Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1]
Explications en anglais  9  a turning aside, a wandering about [1.7]
Explications en français  10  action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Noms :
Synonymes  13  siasia

Anagrammes  14  asi, asy, isa, sai, say, sia

Mis à jour le 2022/04/12