|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  setroka
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1]
Explications en anglais  18 smoke [1.7]
Explications en français  19 fumée [1.3, 1.8]
Exemples  20  setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470#148]
Combinaisons  21  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot setroka
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 23  setroka
Partie du discours  24  adjectif
Morphologie 
25  Simple :
26  Préfixée :
Explications en malgache  27 Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1]
Explications en français  28 aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3]
Exemples  29  Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [2.558]

Anagrammes  30 koretsa, 31 retsoka, 32 rotsake, setroka, 33 tseroka

Mis à jour le 2026/04/21