Entrée | 1 manetroka |
Radical | 2 setroka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony |
Explications en anglais |
5 [1.7] to give off much smoke |
Explications en français |
6 [1.8] émettre beaucoup de fumée |
Exemples |
7 Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot manetroka |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |