Entrée | 1 setrasetra |
Radical | 2 setra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hetraketraka feno avona |
Explications en anglais |
5 [1.7] pride, haughtiness |
Explications en français |
6 [1.3#601, 1.8] orgueil 7 [1.3#601] [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance 8 [1.8] hauteur |
Exemples |
9 Tsy hitony angaha izao setrasetra izao. [2.895#] 10 Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra. [2.508#] 11 Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298#] |
Vocabulaire |
12 Emotions |
Dérivés |
|
Synonymes | 16 setra |
Analogues | 17 setaseta, sotasota |
Mis à jour le 2025/01/21 |