|
|
|
|

Entrée1  satroka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Noms :
Explications en malgache  6  Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satroka ahibano, satroka ba, satroka bonetra, satro-bory, satroka harona, satroka jaomalanga, satroka jobo, satroka kasikety, satroka panama, satroka penjy, satroka tavimandry, satroka valalamihoatra, satroka fito rantsana [1.1]
Explications en anglais  7  a hat [1.7]
Explications en français  8  chapeau [1.8]
Exemples  9  Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo. [2.472]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot satroka
Illustrations 
22 

Anagrammes  23  koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka

Mis à jour le 2023/08/11