|
|
|
|

Entrée1  manatroka
Radical  2  satroka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  manasatroka

Anagrammes  10  anakotram, manakotra, manakòtra, manatroka, mañokatra, manokatra, manotraka, namokatra, namotraka

Mis à jour le 2023/01/05