Entrée (1/2) | 1 sarotro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana [1.1] |
Explications en anglais |
4 a cape made of a mat folded and sewed together at one end [1.7] |
Explications en français |
5 cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté [1.8] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 11 sarotro |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 vavafo, kibo [Tambahoaka]
[1.78] |
Explications en français |
14 ventre [1.8] |
Vocabulaire |
15 Biologie |
Anagrammes | 16 arostro, sarotro |
Mis à jour le 2020/07/31 |