|
|
|
|

Entrée1  sanatrian' ny vava
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1#859] teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy
Explications en anglais  4  [1.7] excuse me for saying this, but
Explications en français  5  [1.8] veuillez pardonner l'expression, mais
Mots élémentaires  6  sanatria, vava

Mis à jour le 2024/12/07