Entrée (1/2) | 1 samby |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 4 jereo samy [1.1] |
Explications en français |
5 comme samy [1.3#568] |
Exemples |
6 samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby. [2.606#] 7 Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. [1.406#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 samby |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [Sakalava]
[1.1] |
Explications en français |
13 guifette moustac (Chlidonias hybridus) [4.22] |
Vocabulaire |
14 Zoologie: oiseaux |
Anagrammes | 15 basim, samby, simba |
Mis à jour le 2022/12/20 |