|
|
|
|

Entrée1  sambotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka
Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo
Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana
Explications en anglais  4  [1.7] captive; a captive
Explications en français  5  [1.8] prisonnier, captif
Exemples  6  Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny. [2.508#]
7  Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot sambotra

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21