|
|
|
|

Entrée1  fisamborana
Radical  2  sambotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanenjehana: Anjaran' ny polisy ny fisamboranany mpangalatra
Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy
Fangatahana vola na hanin-kohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia
Olona isamboram-bola matetika: Rakotono mba fisamborako rehefa tsy manana aho
Explications en anglais  5  [1.7] the act of capturing, the act of borrowing
Explications en français  6  [1.8] action de capturer; action d'emprunter
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot fisamborana

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21