Entrée | 1 salanitra |
Partie du discours | 2 interjection |
Explications en malgache |
3 Mangina! Aoka hangina! [Taisaka]
[1.78] 4 Teny nataon' ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin' ny vahoaka mba hangina fa hihaino ny kabary [1.1] |
Tableaux et planches |
5 Toutes les interjections |
Anagrammes | 6 alin-tsara, salanitra |
Mis à jour le 2020/07/31 |