|
|
|
|

Entrée (1/2)1  salamo
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  a psalm [1.2#543]
Explications en français  4  psaume [1.3#565]
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Titres 

Entrée (2/2)8  Salamo
Partie du discours  9  nom propre (livre biblique)
Explications en malgache  10  Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana". Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra". [1.38#863]
11  anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1#855]
Explications en anglais  12  Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Explications en français  13  Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulaire  14  Ecritures Saintes
Article  15  Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16  malaso, salamo, somala

Mis à jour le 2024/03/17