Entrée | 1 saikatsaikatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady |
Explications en anglais |
4 [1.7] hesitant, undecided |
Explications en français |
5 [1.8] qui hésite; |
Exemples |
6 [2.472] Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. |
Radical | 7 saikatra |
Synonymes | 8 saikatra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |