|
|
|
|

Entrée1  sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] be asa sy be herehina ka sady manao an' itỳ no mamonjy manao an' iroa
Sady mifofotra no mively vy
Mots élémentaires  4  sady ... no, mijery, ankazo, mandinika, andalandrambony

Mis à jour le 2024/12/26