|
|
|
|

Entrée1  romotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra
Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy
Explications en anglais  4  [1.7] mad as from rabbies; furious
Explications en français  5  [1.8] atteint par la rage des chiens; furieux
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Mots composés 

Mis à jour le 2025/01/21