Entrée (1/2) | 1 faharomotana |
Radical | 2 romotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.7] the rabies |
Explications en français |
5 [1.8] la rage des chiens |
Vocabulaire |
6 Zoologie: (en général) 7 Santé |
Entrée (2/2) | 8 faharomotana |
Radical | 9 romotra |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy Fisafoahana, fisamontitra |
Explications en anglais |
12 [1.7] uncontrolled anger |
Explications en français |
13 [1.8] fureur |
Exemples |
14 ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana; [2.285#] |
Vocabulaire |
15 Emotions |
Mis à jour le 2024/12/11 |