|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rivo-doza
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Météorologie
Explications en malgache  4  Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
5  Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
Explications en français  6  Cyclone [1.13]
Exemples  7  Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
8  Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
9  Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Synonymes  10  rivo-mahery
Mots élémentaires  11  rivotra, loza
Titres 
Illustrations 
13 

Entrée (2/2)14  Rivo-doza
Partie du discours  15  nom propre (pièce de théâtre)
Vocabulaire  16  Littérature: pièces
Mots élémentaires  17  rivo-doza
Auteur  18  Rajemisa-Raolison Régis
Editions  19 
Tableaux et planches  20  Liste complète

Mis à jour le 2024/08/13