|
|
|
|

Entrée1  ririnin-dasa tsy tsaroana
Mots élémentaires  2  ririnina, lasa, tsy, tsaroana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay

Mis à jour le 2024/12/07