|
|
|
|

Entrée1  resy ny maty
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona
Mots élémentaires  4  resy, maty

Mis à jour le 2024/12/07