Entrée | 1 resy ny maty |
Mots élémentaires | 2 resy, maty |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona |
Mis à jour le 2023/05/29 |