Entrée | 1 resim-bavy |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno |
Mots élémentaires | 4 resy, vavy |
Proverbes | 5 Proverbes contenant le mot resim-bavy |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |