Entrée resim-bavy
Mots élémentaires resy ; vavy
Partie du discours locution
Explications en malgache Lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno [1.1]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/29