Entrée (1/2) | 1 rariny (rary) |
Partie du discours | 2 nom rary et pronom |
Explications en malgache |
3 Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo 4 (Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [1.1] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 9 rariny (rary) |
Partie du discours | 10 verbe passif rarina et pronom |
Mis à jour le 2023/06/16 |