|
|
|
|

Entrée1  ranona
Mots élémentaires  2  ry, anona
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany
Explications en anglais  5  [1.2] Mister So-and-so
6  [1.7] what's-his-name
Explications en français  7  [1.8] Monsieur un tel
Exemples  8  Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472]
Autres orthographes  9  ianona
Mots composés 
Tableaux et planches  13  Tous les pronoms

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21