Entrée | 1 Ianona |
Radical | 2 anona |
Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao |
Explications en anglais |
5 [1.2] what's-his-name. [Mal. sianun.] |
Autres orthographes | 6 ranona |
Tableaux et planches |
7 Tous les pronoms |
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |