Entrée rankizy (ry, ankizy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny iantsoana ny ankizy amin-kalemem-panahy na am-pitiavana mihitsy aza: Araho tsara, rankizy, ny anatry ny ray aman-dreninareo [1.1]
Explications en anglais Vocative case of ankizy. [1.2]
 Vocative, (ankizy); oh, you children ! [1.7]
Explications en français Vocatif (ankizy), oh, mes enfants ! [1.8]
Exemples izao ve ianareo no maka kitay, rankizy? [2.470]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31