|
|
|
|

Entrée1  ranadahy
Mots élémentaires  2  ry, anadahy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy
Iantsoana ny vadin' ny zaobavin' ny tena koa
Explications en anglais  5  [1.2] an appellation of respect used by a sister in addressing her brother, or by a woman in addressing any other man than her father, husband, or son. See Anadahy
6  [1.7] brother, a respectful term of address used by woman
Explications en français  7  [1.8] frère, titre respectueux employé par une femme
Exemples  8  Nahoana kosa izato ranadahy, no toa lasalasa vinany? [2.499#]
9  ny mitovy taona mifanao ranadahy sy ranabavy, ary ny mielanelana kely mifanao razoky sy razandry. [2.296#]
Vocabulaire  10  Rapports: famille
11  Etiquette

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21