|
|
|
|

Entrée1  raha tany
Mots élémentaires  2  raha, tany
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1#807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola
Explications en français  5  [1.3#499] si par hasard, supposé que, dans le cas où
Exemples  6  raha tany misy hotsaka, misy sahona [2.69#247]
7  Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150]
Autres orthographes  8  rahatahinyka

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21