Entrée | 1 raha tahiny ka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1#807] |
Exemples |
4 Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332#19] 5 ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313#89] 6 inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314#51] |
Autres orthographes | 7 raha |
Mis à jour le 2021/10/04 |