|
|
|
|

Entrée1  rahampitso
Mots élémentaires  2  raha, ampitso
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso
Explications en anglais  5  [1.2] tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso
6  [1.7] tomorrow
Explications en français  7  [1.3, 1.8] demain
Exemples  8  [2.471] Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao?
9  [2.472] Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy.
Vocabulaire  10  Temps
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot rahampitso

Anagrammes  12  hisompatra, rahampitso

Mis à jour le 2025/02/02