|
|
|
|

Entrée1  raban-tsahona
Mots élémentaires  2  raba, sahona
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  feon' ny sahona mihoraka
5  fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [1.1]
Explications en anglais  6  Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [1.2]
Explications en français  7  coassement des grenouilles
8  Fig. anarchie, désordre [1.3]
Vocabulaire  9  Zoologie: (en général)
Synonymes  10  fanjakana raban-tsahona, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, tany manjaka hova
Mots composés 

Mis à jour le 2023/02/14