|
|
|
|

Entrée1  fanjakan' i Baroa
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka
Explications en anglais  4  [1.2][fanjakana baroa] A state of lawlessness
Explications en français  5  [1.3] anarchie, la cour du roi Pétaud
Exemples  6  [2.503] Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa.
Mots élémentaires  7  fanjakana, Baroa
Synonymes  8  fanjakana raban-tsahona

Mis à jour le 2024/12/10