|
|
|
|

Entrée1  otrikaina
Mots élémentaires  2  otrika, aina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina [1.1]
5  singa mahavelona amin'ny sakafo [1.13]
Explications en français  6  éléments constitutifs d'un aliment [1.13]
Vocabulaire  7  Economie: alimentation

Anagrammes  8  ikitroana, itakarino, otrikaina

Mis à jour le 2023/12/03