|
|
|
|

Entrée1  ombana (omba)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Explications en anglais  4  to be accompanied by, to be associated with. [1.2]
5  to be covered, to be protected [1.7]
Explications en français  6  qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Exemples  7  Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Titres 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot ombana

Anagrammes  14  ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana

Mis à jour le 2023/08/12