|
|
|
|

Entrée 1  ombana
Radical  2 omba
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Explications en anglais  9 to be accompanied by, to be associated with. [1.2]
10 to be covered, to be protected [1.7]
Explications en français  11 qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Exemples  12  Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442#3]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 ambano, 15 anambo, 16 banoma, 17 manabo, 18 naomba, ombana

Mis à jour le 2026/04/21