|
|
|
|

Entrée1  oharina (ohatra)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako [1.1]
4  Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao [1.1]
Explications en anglais  5  To be measured, to be compared. [1.2]
6  To be compared [1.7]
Explications en français  7  Qu'on mesure, que l'on compare [1.3]
8  Qu'on compare [1.8]
Exemples  9  raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74]
10  Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66]
11  koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Anagrammes  16  ahorina, aniraho, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina

Mis à jour le 2023/02/25